MPIVAHINY (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°)Mpivahiny ihany re aho no nlkpmnq eto
mpivahiny ghuv manam-podiana
mpavahiny ihany re ka yhefud misento
trotraky ny fahoriana

ref:
mbola lavitra re ry Raiko o
izato lalan-janakao
ka tohano tsy hirona Raiko o
mba ho mendrika ny lapanao

2°)Tsy mba eto akory re no fonenako
na dia hoe nahabe ahy aza aty
ty tany tononkira.serasera.org ity aza o
tsy mba eto akory re no fonenako
fa ary ankoatra tsy hita ary

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Hits : 2779
Likes : 0 Like
Created by : toubiby
Date : 24/09/2016 10:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496