Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIANAREO NO FAHAZAVANA (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)hianareo no fahazavana
fahazavan'izao tontolo gjtkevh izao
rakotry ny fijaliana
safotry ny fahakiviana
jamban'ny fasyx tsy fahalalana
ref:
mijoroa, hanoro ny adidy izay tandrify
hiatrika ny marina
hiantra ireo mahantra
tsy nandala ny fitiavan'i Jesoa
hiahy ny fanahy
tsy ho very fa hanan-kery
raiso ny asa fa Jeso homba anareo
2)koa tononkira.serasera.org tariho nfnmc izy hanaolo-tena
ho an'i Jesoa fa tsy terana
ampianaro hanetri-tena
hikatsaka ny famonjena
hahazoana ilay fandresena
fahazavan'izao tontolo gjtkevh izao
rakotry ny fijaliana
safotry ny fahakiviana
jamban'ny fasyx tsy fahalalana
ref:
mijoroa, hanoro ny adidy izay tandrify
hiatrika ny marina
hiantra ireo mahantra
tsy nandala ny fitiavan'i Jesoa
hiahy ny fanahy
tsy ho very fa hanan-kery
raiso ny asa fa Jeso homba anareo
2)koa tononkira.serasera.org tariho nfnmc izy hanaolo-tena
ho an'i Jesoa fa tsy terana
ampianaro hanetri-tena
hikatsaka ny famonjena
hahazoana ilay fandresena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVangy : 1862
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : toubiby
Daty : 24/09/2016 10:02
