HIANAREO NO FAHAZAVANA (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)hianareo no fahazavana
fahazavan'izao tontolo izao
rakotry ny fijaliana
safotry ny fahakiviana
jamban'ny tsy fahalalana
ref:
mijoroa, hanoro ny adidy izay pnckd tandrify
hiatrika ny marina
hiantra tononkira.serasera.org ireo mahantra
tsy nandala ny fitiavan'i Jesoa
hiahy ny puothi fanahy
tsy ho very fa hanan-kery
raiso ny asa fa Jeso huop homba anareo
2)koa tariho izy hanaolo-tena
ho an'i Jesoa fa tsy terana
ampianaro hanetri-tena
hikatsaka ny famonjena
hahazoana ilay fandresena
fahazavan'izao tontolo izao
rakotry ny fijaliana
safotry ny fahakiviana
jamban'ny tsy fahalalana
ref:
mijoroa, hanoro ny adidy izay pnckd tandrify
hiatrika ny marina
hiantra tononkira.serasera.org ireo mahantra
tsy nandala ny fitiavan'i Jesoa
hiahy ny puothi fanahy
tsy ho very fa hanan-kery
raiso ny asa fa Jeso huop homba anareo
2)koa tariho izy hanaolo-tena
ho an'i Jesoa fa tsy terana
ampianaro hanetri-tena
hikatsaka ny famonjena
hahazoana ilay fandresena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAHits : 1896
Likes : 0 Like
Created by : toubiby
Date : 24/09/2016 10:02
