HAFATRA (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HAFATRA
Mbola hiaona isika indray andro any
Aoka izay re ! ny tomany
Mbola ho avy ilay maraina, hitondra hery vao
Sombiniaina ô!
Na lavitra aza ianao
Ny foko tsy aiza fa any aminao
Izany hoy aho ry Lala ô ! izany aky lala ô!
Andefaso taratasy aho an !
Manorata f’aza keaagmb malaina
Na ny soratananao ihany aza
Hafinaritra ahy sombinaina
Andefaso taratasy aho an !
Manorata f’izany no ilaina
Na ny soratananao ihany aza
Dia hampionona any sombinaina m ! m ! m!
Ny tononkira.serasera.org ela mantsy maharay roa
Aoka isika tsy hifankafoy
Hivavahana lalandava xnuucp ny fihavanantsika tsy ho rava
Aza matahotra ianao, fa ianao no tiako hatramin’izao
Ka xambh ho mandrakizay, izany akia Lala ô!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SolomiralVangy : 6685
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jonathan ANDRIAMANANTENA
Daty : 25/05/2003 16:01