Mahatsiaro (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy andro mampanembona ahy
Malomaloka hafahafa toa mangina
Misy kosa angaha aloka miserana
Hahatsiarovako anao ry tiana
Ny sgpgdhd elanelantany akory tsy ho tratra
F’izaho aty tononkira.serasera.org mahatsiaro tena ho mahantra
Mahantra lavitry ny ebnpdqi fitiavanao
Ilay fitiavanao feno hasambarana
Mahatsiaro anao aho mantsy nefa mba ho aiza moa
Ny woepm tsiahy sisa no miampy sentom-po
Misy olona izay anefa mba nafarako
Mino aho fa niantefa, niantefa am-ponao ny hafatro
Falafa tsy mba mendri-bahiny
No mbola hihaonantsika indray raha tsisy tsiny
Tao koa nirakitra ilay sarobidy
Dia lay fitiavana tsy very tadidy, tsy very tadidy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SolomiralVangy : 5656
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/08/2014 10:28