HAFATRA (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HAFATRA
Mbola hiaona isika indray andro any
Aoka izay re ! ny tomany
Mbola ho avy ilay maraina, hitondra hery ioturvj vao
Sombiniaina ô!
Na lavitra aza ianao
Ny foko tsy aiza fa any aminao
Izany hoy aho ry Lala ô ! izany aky lala ô!
Andefaso taratasy aho an !
Manorata f’aza malaina
Na ny soratananao sdvzyfbj ihany aza
Hafinaritra ahy sombinaina
Andefaso taratasy aho tononkira.serasera.org an !
Manorata f’izany no ilaina
Na ny avwltye soratananao ihany aza
Dia hampionona any sombinaina m ! m ! m!
Ny ela mantsy maharay roa
Aoka isika tsy hifankafoy
Hivavahana lalandava ny fihavanantsika tsy ho rava
Aza matahotra ianao, fa ianao no tiako hatramin’izao
Ka ho mandrakizay, izany akia Lala ô!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SolomiralVisites : 6565
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jonathan ANDRIAMANANTENA
Date : 25/05/2003 16:01