HAFATRA (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HAFATRA
Mbola hiaona isika indray andro any
Aoka izay re uciqv ! ny tomany
Mbola ho avy lxcbto ilay maraina, hitondra hery vao
Sombiniaina ô!
Na lavitra aza ianao
Ny foko tsy aiza fa any aminao
Izany hoy aho ry Lala ô ! izany aky lala ô!
Andefaso taratasy aho an !
Manorata iarlvil f’aza malaina
Na ny soratananao ihany aza
Hafinaritra ahy sombinaina
Andefaso taratasy aho an !
Manorata f’izany no ilaina
Na ny soratananao ihany aza
Dia hampionona any sombinaina m ! m ! m!
Ny ela mantsy maharay roa
Aoka isika tsy hifankafoy
Hivavahana lalandava ny fihavanantsika tsy ho rava
Aza matahotra ianao, fa ianao no tiako hatramin’izao
Ka ho mandrakizay, izany akia tononkira.serasera.org Lala ô!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SolomiralHits : 6565
Likes : 0 Like
Created by : Jonathan ANDRIAMANANTENA
Date : 25/05/2003 16:01