You are here: home > Tononkira > Solomiral

Ankizy milalao (Solomiral)

ANKIZY MILALAO

Ntso ! ntso !….
Nankaiza ny tanteliko teto
Lanin’ny vitsika ô (x2)
Vitsika inona, vitsikambo

Ankizy marobe no hita milalao
Eny an-jaridaina
Falifaly ery, mihira sy mandihy
Toy izao

Teto izy nanasa vilia
TTsiky dia ampyeto izy nandoa-bary
Teto izy nihinam-bary
Teto izy ha ! ha ! ha !

Avy mangataka, izahay
Iza re ! no alainareo
Soa miditra e !, soa miditra e !
Mandrosoa, tsiroaroa

Amina, amina, dihin-taolo e! ...
Allez Zimba
Amina, cela, allez matory chez Pascaline.

Mpihira : Solomiral
Mpamaky : 3488
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jonathan ANDRIAMANANTENA
Tamin'ny : 25/01/2005 10:26:44
ID : 2892

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo