Misaotra (Solomiral)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA
Aleo tsy hamiratra amiko intsony io masoandro io
Ka ny tany amin’izay ho ho potika sy kzhzby fefika tadio
F’izaho tsy hitsahatra ny hitia anao
Ny fitiavako anjakao
Ka na ho foanana amiko avokoa ny anjara masoandroko
Ka alaina amiko avokoa tononkira.serasera.org ny zava-mahafinaritro
Izaho tsy hitsahatra ny hiantso anao
Ny fitiavako homeko anao
Misaotra anao aho, misotra anao nanome,
Nanome indray msvukg andro monja tena fitiavana mafonja
Fa tiako ianao, mamiko ianao r’ilay nanafy,
Nanafy indray xofijok ririnina, ny ngirifirin’ity nofoko, ity nofoko
Saika feno ratra, nohon’ny antony samihafa
Aloe …. (nomeko anao)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SolomiralHits : 4338
Likes : 0 Like
Created by : Jonathan ANDRIAMANANTENA
Date : 28/01/2005 07:59