Zanako ianao (1) (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanako ianao, adidiko ihany koa
Tsy misy tiako mihoatra noho itiavako anao
Ato am-poko ianao, n'aiza n'aiza misy anao
Satria zanako ianao dia tiako koa

Nafoiko ho tononkira.serasera.org anao ny Aiko ho fanavotana zsrogsew anao
Niaritra Aho izay tokony ho anao
Ankehitriny, aza manahy f'Izaho ehxoqdq wfqaczg hiady ho anao
Zanako ianao dia tiako koa

Hanome saina anao sy hampianatra ny lalanao
Hitsinjo anao ny masoko sy hanolo-tsaina anao
Koa aoka hatoky f'Izaho tsy mba handao anao
Zanako ianao dia tiako koa

Zanako ianao dia tiako koa
Zanako ianao

Tonony sy feony : RAFANOMEZANTSOA Roméo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 22/09/2026 03:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029