Fa mandrakizay ny famindram-pony (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazaina ny Anaranao
Fa mandrakizay ny famindram-ponao
Ny fitahianao anie eqhow no hitoetra rgvsbyi aminay
Fa mandrakizay ny famindram-ponao
Solo :
Hidera an’i Jehovah aho
Hanome voninahitra Azy
Hankalaza sy hanandratr’avo ny Anarany
Fa mandrakizay, mandrakizay ny fitahiany
Fa mandrakizay ny famindram-pony
Endrey ny fitiavanao Jesosy o!
Tsy tambo isaina fa dia fatratra tokoa
K’izany indrindra no iderana Anao
Fa mandrakizay cojclnw ny famindram-ponao
Tonony sy feony : tononkira.serasera.org Jenny
Nandrindra : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa SoatsihadinoVangy : 123
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 11/09/2026 15:46