Misaora an'i Jehovah (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko
Misaora ny anarany Masina

Misaora an’i Jehovah ry fanahiko
Ary aza misy ny hadinoinao
Ny fitahiany xjgyauh rehetra

Refrain :
Izay mamela ny helokao
Manasitrana tononkira.serasera.org ny aretinao
Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka
Izay manarona famindram-po oaim sy fiantrana anao
Izay mahavoky soa nrzrm ny vavanao
Misaora Azy

Misaora an’i Jehovah!
Ry fanahiko

Tonony sy feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Visites : 80
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andria1730
Date : 11/09/2026 15:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5006