Zanako ianao (1) (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanako ianao, adidiko ihany koa
Tsy misy tiako mihoatra noho nxcuzxb itiavako anao
Ato am-poko ianao, n'aiza n'aiza misy anao
Satria zanako ianao dia tiako koa

Nafoiko ho anao ny Aiko ho fanavotana anao
Niaritra Aho izay tokony ho anao
Ankehitriny, aza manahy tononkira.serasera.org f'Izaho hiady ho anao
Zanako ianao vzqjcf dia tiako koa

Hanome saina anao sy hampianatra ny lalanao
Hitsinjo anao ny masoko sy hanolo-tsaina gxif anao
Koa aoka hatoky f'Izaho tsy mba handao anao
Zanako ianao dia tiako koa

Zanako ianao dia tiako koa
Zanako ianao

Tonony sy feony : RAFANOMEZANTSOA Roméo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4666