Maizina ny tany (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chœur : Maizina ny tany
Solo : Oh! Maizina ny tany
Chœur : Maizina ny tononkira.serasera.org tany
Solo : pqontesq Oh! oh! Maizina ny tany
Chœur mpla : Maizina ny tany, mila famonjena izany
Chœur : Maizina ny tany
Solo : Oh! Maizina ny tany
Chœur : Miharatsy hatrany
Solo : Oh! oh! Miharatsy hatrany
Chœur : Potika aok’izany ny fiainan’olona maro
Isika rehetra no antsoin’ny Tompo amin’izany
An! an! an! an!
Be no miataraina mila fanafahana e!
Refrain :
‘Ndao hiaraka e!, ndao hiaraka e!
Hitory ny filazantsaran’i Kristy
Aza kivy koa, na mamoy fo
Mijoroa ho mpanompo soa
Maizina ny tany!
Tonony sy feony : suyujvew Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa SoatsihadinoVangy : 128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 11/09/2026 15:53