Vavaka ho an'i Dada sy Neny (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Jesosy o! Fenoy ny Fanahinao
Ny fon’Ilay Ray ‘zay niterak hldu anay
Omeo azy ny fahendrena avy Aminao
Hahaizany mamakivaky izao fiainan’izao
Jesosy o! Ny Reninay xgpwzef fenoy ny fahasoavanao
Hahaizany mamakivaky izao fiainana ehjk izao
Refrain :
Jesosy o! Reo Ray aman-dReninay ireo
Iangaviana Anao Jesosy
Aza jerena amin’ny fahotany izy ireo
Miangavy re mba amindrao tononkira.serasera.org fo
Aza avelanao irery fa fenoy fitiavana ao am-po
Mba hahaizany mifankatia tokoa
Sy mikarakara ny ankohonany
Tonony sy feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofon'i Asafa SoatsihadinoHits : 175
Likes : 0 Like
Created by : andria1730
Date : 11/09/2026 15:49