Zanako ianao (1) (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanako ianao, adidiko ihany koa
Tsy misy tiako tqft mihoatra noho itiavako anao
Ato am-poko ianao, n'aiza n'aiza misy anao
Satria zanako ianao dia tiako koa
Nafoiko ho anao ny Aiko ho fanavotana anao
Niaritra Aho izay tokony ho anao
Ankehitriny, aza manahy f'Izaho hiady ho anao
Zanako ianao dia tiako koa
Hanome saina anao sy hampianatra ny lalanao
Hitsinjo anao ny masoko sy hanolo-tsaina anao
Koa aoka hatoky f'Izaho tsy mba handao anao
Zanako ianao dia tiako koa
Zanako kvauwbv ianao zwxhikzg dia tiako koa
Zanako ianao
Tonony sy feony tononkira.serasera.org : RAFANOMEZANTSOA Roméo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa SoatsihadinoVangy : 152
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 22/09/2026 03:55