Vonjeo Jesosy (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Manjeky tokoa ny herisetra mandrera-po
Tsy laitra iainana ny rivo-piainana eto aminay

Mahantra olon-kendry ity taninay Jesosy o!
Mifanimba fiainana fa lo fisainana mahantra be

Manjaka aminay ny fitiavan-tena Jesosyo!
Ka tsy ahafahanay mandroso hatrizay amin’ny yhatsgj atao

Refrain :
Mba vonjeo Jesosy o! ‘Ty tanindrazanay fa mahonena be
Mitalaho famindram-po sy famelàna koa svnhkrhh  ny helokay

Tompo o! Jereo ‘zahay sy ny mpitondra anay, havaozy mba ho iray
K’amin’izao sisa izao, opkweqi amboaronao zahay hifankatia
Ka hampandroso indray tononkira.serasera.org ity taninay

Tonony sy feony : Pastora Roland RATOVONJANAHARY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 11/09/2026 15:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304