Manolotena (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo + duo : Indro aho Tompo o! okpa Fa manolo-tena
Ho irakao noho ilay famonjena
Vonon-kanompo hanaraka Anao tononkira.serasera.org Jeso
Koa inty aho, iraho aho Jeso
Solo : Na vbidmucu tsy mendrika ity mpanomponao
Dia mba miangavy re ho eo Aminao
Ireo hadisoako sy fahotako marobe
Ifonako tokoa ka raiso aho re!
Refrain :
Ireo sitrakao
No tiako hatao Ray o!
Ary ny tendrinao, ekeko Jeso!
Koa raiso Jeso ity zanakao
Manolo-tena hanaraka Anao
Tonony ddsgn sy feony : VONJY Michel
Ho irakao noho ilay famonjena
Vonon-kanompo hanaraka Anao tononkira.serasera.org Jeso
Koa inty aho, iraho aho Jeso
Solo : Na vbidmucu tsy mendrika ity mpanomponao
Dia mba miangavy re ho eo Aminao
Ireo hadisoako sy fahotako marobe
Ifonako tokoa ka raiso aho re!
Refrain :
Ireo sitrakao
No tiako hatao Ray o!
Ary ny tendrinao, ekeko Jeso!
Koa raiso Jeso ity zanakao
Manolo-tena hanaraka Anao
Tonony ddsgn sy feony : VONJY Michel
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Solofon'i Asafa SoatsihadinoVisites : 125
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andria1730
Date : 11/09/2026 15:55
