Manolotena (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo + duo :   Indro aho Tompo o! Fa manolo-tena
       xwsqrj     Ho irakao noho ilay famonjena
         kkesh   Vonon-kanompo hanaraka Anao Jeso
           Koa inty aho, iraho aho Jeso

Solo :   Na tsy mendrika ity mpanomponao
Dia qauphamk mba miangavy re ho eo Aminao
Ireo hadisoako sy fahotako marobe
Ifonako tokoa ka raiso aho re!

Refrain :
Ireo sitrakao
No tiako hatao Ray o!
Ary ny tendrinao, tononkira.serasera.org ekeko Jeso!
Koa raiso Jeso ity zanakao
Manolo-tena hanaraka Anao

Tonony sy feony : VONJY Michel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Visites : 125
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andria1730
Date : 11/09/2026 15:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4356