Manolotena (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo + duo : Indro aho Tompo o! Fa manolo-tena
Ho irakao noho ilay famonjena
fycge Vonon-kanompo hanaraka Anao Jeso
Koa inty aho, iraho tononkira.serasera.org aho Jeso
Solo : Na tsy mendrika ity mpanomponao
Dia mba miangavy kiqlcs re ho eo Aminao
Ireo hadisoako sy fahotako marobe
Ifonako tokoa ka raiso aho re!
Refrain :
Ireo sitrakao
No tiako hatao Ray o!
Ary ny tendrinao, ekeko Jeso!
Koa raiso Jeso ity zanakao
Manolo-tena hanaraka Anao
Tonony sy xvqchixr feony : VONJY Michel
Ho irakao noho ilay famonjena
fycge Vonon-kanompo hanaraka Anao Jeso
Koa inty aho, iraho tononkira.serasera.org aho Jeso
Solo : Na tsy mendrika ity mpanomponao
Dia mba miangavy kiqlcs re ho eo Aminao
Ireo hadisoako sy fahotako marobe
Ifonako tokoa ka raiso aho re!
Refrain :
Ireo sitrakao
No tiako hatao Ray o!
Ary ny tendrinao, ekeko Jeso!
Koa raiso Jeso ity zanakao
Manolo-tena hanaraka Anao
Tonony sy xvqchixr feony : VONJY Michel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa SoatsihadinoVangy : 124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 11/09/2026 15:55
