Hafalian'ny lanitra (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hisy hafaliana lehibe tokoa any an-danitra any
Raha misy anankiray miova fo ny olona eto an-tany
'Reo Anjely dia hiventy sy hihoby ny tsanta fiderana
Raha misy anankiray mibebaka mangata-pamelàna
Koa anio isika aza mangatak'andro na hiandry hoe ampitso
'Ndeha hanantona ny Tompo dieny izao hifona f'efa diso
Eo ampototry ny hazo fijaliana ary Gologota
Any isika no tononkira.serasera.org hangatam-pamelàna handevina ny ota
2. 'Reo voavonjy marobe an-danitra any hihoby tsy hiato
Ka nwvai ny hiram-pifaliana sesilany no re hanakoako
Fa Jesosy ilay Mpanjakanao mihitsy no tonga ka hitsena
Sy hanolotra ny tanany aminao handray ilay bcapxk famonjena
Tonony sy feony : mnxwr RAZAKASON Louis

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa SoatsihadinoVangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 22/09/2026 16:18