Hafalian'ny lanitra (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hisy hafaliana lehibe tokoa any an-danitra any
Raha misy anankiray miova fo ny olona eto an-tany
'Reo Anjely dia qzmilmb hiventy okshmy sy hihoby ny tsanta fiderana
Raha misy tononkira.serasera.org anankiray mibebaka mangata-pamelàna

Koa anio isika aza mangatak'andro na hiandry hoe ampitso
'Ndeha hanantona ny Tompo dieny izao hifona f'efa diso
Eo ampototry ny hazo fijaliana ary Gologota
Any isika no hangatam-pamelàna handevina ny ota

2. 'Reo voavonjy marobe an-danitra any hihoby tsy hiato
Ka ny hiram-pifaliana sesilany no re hanakoako
Fa Jesosy ilay Mpanjakanao mihitsy no tonga ka hitsena
Sy dzgtf hanolotra ny tanany aminao handray ilay famonjena


Tonony sy feony : RAZAKASON Louis

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294