Hafalian'ny lanitra (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hisy hafaliana vpnvwsuf lehibe tokoa any an-danitra any
Raha avizs misy anankiray miova fo ny olona eto an-tany
'Reo Anjely dia hiventy sy hihoby ny tsanta fiderana
Raha misy anankiray mibebaka tamrf mangata-pamelàna
Koa anio isika aza mangatak'andro na hiandry hoe ampitso
'Ndeha hanantona ny Tompo dieny izao hifona f'efa diso
Eo ampototry ny hazo fijaliana ary Gologota
Any isika no hangatam-pamelàna handevina ny ota
2. 'Reo voavonjy marobe an-danitra any hihoby tsy hiato
Ka ny hiram-pifaliana sesilany no re hanakoako
Fa Jesosy ilay Mpanjakanao mihitsy no tonga ka hitsena
Sy hanolotra ny tanany tononkira.serasera.org aminao handray ilay famonjena
Tonony sy feony : RAZAKASON Louis

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa SoatsihadinoVangy : 143
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 22/09/2026 16:18