Jesoa tsy manary anay (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianao Jesoa ô
Tsy manary anay na tononkira.serasera.org dia sarotra aza
Na dia mafy qeibpa aza ny fiainanay.
Ka na maloka aza re (ny andronay)
Ny andronay ety
Dia matoky Anao hatrany
Manantena izahay (fa ny ampitsonay)
Mbola hody hazavana (hazava indray)
Fa eo foana Ianao, dbwthtw eo tsy mba mandao
Mampitraka anay.
2. Na zaza maditra sy maniratsira
Dia tsy atosikao, fa tantananao
Sy vimbininao.
Ka na maloka aza re (ny andronay)
Ny andronay ety
Dia matoky Anao hatrany
Manantena izahay (fa ny ampitsonay)
Mbola hody hazavana (hazava indray)
Fa xdecicth eo foana Ianao, eo tsy mba mandao
Mampitraka anay.
Tsy manary anay na tononkira.serasera.org dia sarotra aza
Na dia mafy qeibpa aza ny fiainanay.
Ka na maloka aza re (ny andronay)
Ny andronay ety
Dia matoky Anao hatrany
Manantena izahay (fa ny ampitsonay)
Mbola hody hazavana (hazava indray)
Fa eo foana Ianao, dbwthtw eo tsy mba mandao
Mampitraka anay.
2. Na zaza maditra sy maniratsira
Dia tsy atosikao, fa tantananao
Sy vimbininao.
Ka na maloka aza re (ny andronay)
Ny andronay ety
Dia matoky Anao hatrany
Manantena izahay (fa ny ampitsonay)
Mbola hody hazavana (hazava indray)
Fa xdecicth eo foana Ianao, eo tsy mba mandao
Mampitraka anay.
--------
Lien:
Commentaires
Black7
(
24/05/2025 08:03)
Hira mitondra fampaherezana anaty ady sarotra.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Visites : 389
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Black7
Date : 24/05/2025 08:02
