Jesoa tsy manary anay (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
beyzapbr 1. Ianao Jesoa ô
Tsy manary anay na dia sarotra aza
Na dia mafy aza ny fiainanay.

Ka na maloka aza re (ny andronay)
Ny andronay ety
Dia matoky Anao hatrany
Manantena izahay (fa ny ampitsonay)
Mbola hody hazavana (hazava indray)
Fa eo foana Ianao, eo tsy mba mandao
Mampitraka anay.

2. Na zaza maditra sy maniratsira
Dia tsy atosikao, fhod fa tantananao
Sy vimbininao.

Ka tononkira.serasera.org na maloka aza re (ny andronay)
Ny andronay ety
Dia matoky Anao hatrany
Manantena izahay cjrubuq (fa ny ampitsonay)
Mbola hody hazavana (hazava indray)
Fa eo foana Ianao, eo tsy mba mandao
Mampitraka anay.

--------
Lien:
Commentaires
Black7 ( 24/05/2025 08:03)
Hira mitondra fampaherezana anaty ady sarotra.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0828