Tsiahy (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa fenomanana indray ny andro etý
Tsio-drivotra mitsoka mora
Avy any alavitra
Ka lasalasa tokoa ny eritreritra fa
Mahatsiaro ireo taloha
Feom-boronkely sisa re, manako ao
Mikarantsana, milaza fa
Ity takariva ity
D’efa natokako ycmiq ho Anao
Tampotampoka teo, toa tsy nampoiziko
Ka ireny kintana manjelatra ahatsiarovako
Ilay teo anilanao
Dia arangaranga tsisy tononkira.serasera.org henatra handrara ny fitia
Vita sy ftdglrqb natao
’Zay feon-kirako izay, rahavako
Feon-gitara sy lokanga soa,
Ary feom-baliha koa
Mba ahatsiarovanao ahy, ka hijanona am-po
F’izay no hirantsika roa
Ka ireny kintana manjelatra ahatsiarovako
Ilay teo anilanao
Dia arangaranga tsisy spjld henatra handrara ny fitia
Vita sy natao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 13023
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/09/2006 19:50