OMEO AHY (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo ahy re ny mazava
Izay mampisava ny rahona be
Mba efa tsy ho lavitra angamba
Ny lanitra manga hifaliako.
Omeo ahy anio manontolo
Izay pnvfafx mety mbaho ahy ry Ray tsitoha
Omeo ahy ny hery eo an-tananao
Mba tsy ho voaterin'ankaso foana aho
Omeo ahy Ray o!,omeo ahy
Ny anjara masoandroko ety.
Omeo ahy anio manontolo
Izay mety mba ho ahy
Ry Ray tsitoha.
Omeo ahy ny hery eo an-tananao
Mba tsy ho voaterin'ankaso foana
tononkira.serasera.org aho
Omeo ahy Ray o!,omeo ahy
Ny jlowf anjara masoandroko ety.
Mpihira:Solo
Nampiditra:Feno (antoby ivato)
Daty:alarobia prxdlv 21 martsa 2019 6:34mn
Izay mampisava ny rahona be
Mba efa tsy ho lavitra angamba
Ny lanitra manga hifaliako.
Omeo ahy anio manontolo
Izay pnvfafx mety mbaho ahy ry Ray tsitoha
Omeo ahy ny hery eo an-tananao
Mba tsy ho voaterin'ankaso foana aho
Omeo ahy Ray o!,omeo ahy
Ny anjara masoandroko ety.
Omeo ahy anio manontolo
Izay mety mba ho ahy
Ry Ray tsitoha.
Omeo ahy ny hery eo an-tananao
Mba tsy ho voaterin'ankaso foana
tononkira.serasera.org aho
Omeo ahy Ray o!,omeo ahy
Ny jlowf anjara masoandroko ety.
Mpihira:Solo
Nampiditra:Feno (antoby ivato)
Daty:alarobia prxdlv 21 martsa 2019 6:34mn
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 5502
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : samirmanantsoa
Daty : 21/03/2019 10:53
