Tsiahy (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa fenomanana indray ny andro etý
Tsio-drivotra mitsoka mora
Avy any alavitra
Ka ktvs lasalasa tokoa ny eritreritra fa
Mahatsiaro ireo csqekthx taloha
Feom-boronkely sisa re, manako ao
Mikarantsana, milaza fa
Ity takariva ity
D’efa natokako ho Anao
Tampotampoka cpocw teo, toa tsy nampoiziko
Ka ireny kintana manjelatra ahatsiarovako
Ilay teo anilanao
Dia arangaranga tononkira.serasera.org tsisy henatra handrara ny fitia
Vita sy natao
’Zay feon-kirako izay, rahavako
Feon-gitara sy lokanga soa,
Ary feom-baliha koa
Mba ahatsiarovanao ahy, ka hijanona am-po
F’izay no hirantsika roa
Ka ireny kintana manjelatra ahatsiarovako
Ilay teo anilanao
Dia arangaranga tsisy henatra handrara ny fitia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SoloVisites : 13278
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 15/09/2006 19:50