Tsiahy (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa fenomanana indray ny andro etý
Tsio-drivotra mitsoka mora
Avy any alavitra
Ka lasalasa tokoa ny eritreritra fa
Mahatsiaro ireo taloha
Feom-boronkely sisa re, manako ao
Mikarantsana, milaza fa
Ity takariva ity
D’efa natokako ho Anao
Tampotampoka teo, tononkira.serasera.org toa tsy nampoiziko
Ka ireny kintana manjelatra ahatsiarovako
Ilay teo anilanao
Dia arangaranga tsisy rnevl henatra handrara ny fitia
Vita sy natao
’Zay feon-kirako izay, rahavako
Feon-gitara sy lokanga soa,
Ary feom-baliha koa
Mba ahatsiarovanao raktv ahy, ka hijanona am-po
F’izay no hirantsika roa
Ka ireny kintana manjelatra ahatsiarovako
Ilay teo anilanao
Dia arangaranga tsisy henatra kuxizm handrara ny fitia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SoloHits : 13278
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 15/09/2006 19:50