Andriamanitra ô! (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! omeo fahendrena ahoHiarovako ny lalako hanao ny sitrakao
Andriamanitra ô! omeo fitiavana aho
Ho jiron’ny fiainako hanao ny sitrakao
Fitiavana no didy, iarahana aminao
Lova sarobidy manao ny sitrakao
Koa raha tonga ny mangidy, ny miaraka Aminao
Matoky tsy mba kivy, manao ny sitrakao!
Andriamanitra ô! Andriamanitra ô!
Deraina anie ny Anaranao izay Fitiavana
Fitiavana no didy, iarahana aminao
Lova sarobidy manao ny sitrakao
Koa raha tonga ny mangidy, ny miaraka Aminao
Matoky tsy mba kivy, manao ny sitrakao!
- Solo -
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 6758
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Marcelle Sylviane
Daty : 09/11/2003 01:40