Ny Fitia (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia, zay natolotro anao,
Misy antony,
Tsy mba roa, na mizara koa,
Fa natokako mba ho anao izy izay,
Asa aloha, raha ho tanteraka,
Miankina aminao,
Fa tononkira.serasera.org fitia tsisy farany,
mgpfhy Tsy ho sangy lalao na fanala andronao
ohjwubra Atolotro anao, ka dia anjakao,
infzr Fa tsy ho simbaina fantatrao,
Mba lazalazao, raha tsy sitrakao,
Fa dia ho ravaina tsotra izao.
Misy antony,
Tsy mba roa, na mizara koa,
Fa natokako mba ho anao izy izay,
Asa aloha, raha ho tanteraka,
Miankina aminao,
Fa tononkira.serasera.org fitia tsisy farany,
mgpfhy Tsy ho sangy lalao na fanala andronao
ohjwubra Atolotro anao, ka dia anjakao,
infzr Fa tsy ho simbaina fantatrao,
Mba lazalazao, raha tsy sitrakao,
Fa dia ho ravaina tsotra izao.
--------
Rohy:
