Be dia be (Solo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be dia be ny efa nataonao ahy
Miredareda ao anatiko ao
Be dia be ny efa nomenao ahy
Tsy haiko nolavina ohvxmoe nefa izao

Fiverenana :
  Tiako raha mba izaho
  No hitady izay hahasambatra anao
  Ny andro vebib omaly anao
  Ny ampitso ho antsika
  Ho antsika
  Tiako dqfbpwmz raha mba izaho
  tononkira.serasera.org No hanatanteraka ny nofinofinao
  Ny andro omaly anao
  Ny ampitso ho antsika
  Ho antsika
  Dia izaho sy ianao

Be dia be ny fandeferana
Tsy hay nofefena tanatinao
Ny fivavahana nasandratrao
Mbola natokanao ho ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solo
Vangy : 9122
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/10/2002 19:58
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.018