Be dia be (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be dia be ny efa nataonao ahy
Miredareda ao anatiko ao
Be dia be ny efa nomenao ahy
Tsy haiko nolavina nefa izao
Fiverenana :
Tiako raha mba izaho
No hitady izay hahasambatra anao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ho antsika
Ho antsika
Tiako raha mba izaho
No hanatanteraka ny aqfevdc nofinofinao
Ny andro omaly tononkira.serasera.org anao
Ny ampitso ho antsika
Ho antsika
Dia izaho sy ianao
Be dia omwztmr be ny fandeferana
Tsy hay nofefena tanatinao
Ny fivavahana nasandratrao
Mbola natokanao ivpbkbjz ho ahy
Miredareda ao anatiko ao
Be dia be ny efa nomenao ahy
Tsy haiko nolavina nefa izao
Fiverenana :
Tiako raha mba izaho
No hitady izay hahasambatra anao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ho antsika
Ho antsika
Tiako raha mba izaho
No hanatanteraka ny aqfevdc nofinofinao
Ny andro omaly tononkira.serasera.org anao
Ny ampitso ho antsika
Ho antsika
Dia izaho sy ianao
Be dia omwztmr be ny fandeferana
Tsy hay nofefena tanatinao
Ny fivavahana nasandratrao
Mbola natokanao ivpbkbjz ho ahy
--------
Link:
