Be dia be (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be dia be ny efa nataonao ahy
Miredareda ao anatiko ao
Be dia be ny efa nomenao ahy
Tsy haiko nolavina nefa tononkira.serasera.org izao
Fiverenana :
Tiako raha mba izaho
xmez No hitady izay hahasambatra anao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ncra ho antsika
Ho antsika
Tiako raha mba izaho
No hanatanteraka koxd ny nofinofinao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ho antsika
Ho antsika
Dia izaho sy ianao
Be dia be ny fandeferana
Tsy hay nofefena tanatinao
Ny fivavahana nasandratrao
Mbola natokanao ho ahy
Miredareda ao anatiko ao
Be dia be ny efa nomenao ahy
Tsy haiko nolavina nefa tononkira.serasera.org izao
Fiverenana :
Tiako raha mba izaho
xmez No hitady izay hahasambatra anao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ncra ho antsika
Ho antsika
Tiako raha mba izaho
No hanatanteraka koxd ny nofinofinao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ho antsika
Ho antsika
Dia izaho sy ianao
Be dia be ny fandeferana
Tsy hay nofefena tanatinao
Ny fivavahana nasandratrao
Mbola natokanao ho ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SoloVisites : 9123
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 01/10/2002 19:58
