RY TOMPO Ô (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô gqifxh indreto izahay
Midera ny anaranao mahery
Fa lehibe ny voninahitrao
Jesosy ô inty 'lay zanakao
Ry Tompo jtfoamwp ô ny fitiavanao mahery
No mampiova ny mangidy owypclak tononkira.serasera.org ho tantely
Miandry anao hitondra fiadanana
Sy hanome 'lay tena fiainana
FAMERENANA
Ô tahio ity olonao
Ka ny fo sy saina hazavao
Ny alahelo mikombona ao am-po
Diovinao hiadanany tokoa
Midera ny anaranao mahery
Fa lehibe ny voninahitrao
Jesosy ô inty 'lay zanakao
Ry Tompo jtfoamwp ô ny fitiavanao mahery
No mampiova ny mangidy owypclak tononkira.serasera.org ho tantely
Miandry anao hitondra fiadanana
Sy hanome 'lay tena fiainana
FAMERENANA
Ô tahio ity olonao
Ka ny fo sy saina hazavao
Ny alahelo mikombona ao am-po
Diovinao hiadanany tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1035
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 28/08/2021 20:23
