RY TOMPO Ô (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
polmki Ry Tompo ô indreto tononkira.serasera.org izahay
Midera ny anaranao mahery
Fa lehibe ny voninahitrao
Jesosy ô pdba inty 'lay tiugq zanakao
Ry Tompo ô ny fitiavanao mahery
No mampiova ny mangidy ho tantely
Miandry anao hitondra fiadanana
Sy hanome 'lay tena fiainana
FAMERENANA
Ô tahio ity olonao
Ka ny fo sy saina hazavao
Ny alahelo mikombona ao am-po
Diovinao hiadanany tokoa
Midera ny anaranao mahery
Fa lehibe ny voninahitrao
Jesosy ô pdba inty 'lay tiugq zanakao
Ry Tompo ô ny fitiavanao mahery
No mampiova ny mangidy ho tantely
Miandry anao hitondra fiadanana
Sy hanome 'lay tena fiainana
FAMERENANA
Ô tahio ity olonao
Ka ny fo sy saina hazavao
Ny alahelo mikombona ao am-po
Diovinao hiadanany tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 860
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 28/08/2021 20:23
