Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIFALIA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Mifalia ry mino ô
Miderà sy mihobia
hvbv Asandrato re ny feo
ltkz Fa velona Jesosy tia
Nentiny ny helokay
Havaoziny ny fiainanay
tononkira.serasera.org tgdyspt Vaovao
1- Fitiavana tsy hay heverina
Nanaiky ho faty hamelona
Hatramin'ireo fahavalony
Mba ho tsapanao ve ny halaliny
Nentiny ny helokay, havaoziny ny fiainanay
Vaovao
2- Ry olona mitanondrika
Very hevitra amin'ny fiainana
Miampanga ve ny eritreritrao
Noho'ny haratsiana izay vitanao
Nentiny ny helokay, havaoziny ny fiainanay
Vaovao
3- Misaotra Anao ry Jesosy ô
Misaotra amin'ny fitiavanao
Ny ainao no efa nafoinao
Hananay izany aim-baovao
Misaotra Anao ry Tompo tia, nanaiky hamonjy ny mania Hianao
Miderà sy mihobia
hvbv Asandrato re ny feo
ltkz Fa velona Jesosy tia
Nentiny ny helokay
Havaoziny ny fiainanay
tononkira.serasera.org tgdyspt Vaovao
1- Fitiavana tsy hay heverina
Nanaiky ho faty hamelona
Hatramin'ireo fahavalony
Mba ho tsapanao ve ny halaliny
Nentiny ny helokay, havaoziny ny fiainanay
Vaovao
2- Ry olona mitanondrika
Very hevitra amin'ny fiainana
Miampanga ve ny eritreritrao
Noho'ny haratsiana izay vitanao
Nentiny ny helokay, havaoziny ny fiainanay
Vaovao
3- Misaotra Anao ry Jesosy ô
Misaotra amin'ny fitiavanao
Ny ainao no efa nafoinao
Hananay izany aim-baovao
Misaotra Anao ry Tompo tia, nanaiky hamonjy ny mania Hianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1494
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 07/02/2017 10:27
