MIFALIA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Mifalia ry mino ô
pljggukt Miderà sy mihobia
Asandrato re ny feo
Fa velona Jesosy tia
Nentiny ny helokay
Havaoziny lukd ny fiainanay
Vaovao
1- Fitiavana tsy hay heverina
Nanaiky ho faty hamelona
Hatramin'ireo fahavalony
Mba ho tsapanao ve ny halaliny
Nentiny ny helokay, havaoziny ny fiainanay
Vaovao
2- caied Ry olona mitanondrika
Very hevitra amin'ny fiainana
Miampanga ve ny eritreritrao
Noho'ny haratsiana izay vitanao
Nentiny ny helokay, havaoziny ny fiainanay
Vaovao
3- Misaotra Anao ry Jesosy tononkira.serasera.org ô
Misaotra amin'ny fitiavanao
Ny ainao no efa nafoinao
Hananay izany aim-baovao
Misaotra Anao ry Tompo tia, nanaiky hamonjy ny mania Hianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 1551
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 07/02/2017 10:27