'LAY FANAHY MPANDRESY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Amin'izao fiainana izao
Ahitana fahoriana
Nefa ve tsaroanao
Ilay nihari-pijaliana?
Ka milaza aminao hoe:
Matokia hianareo
Fa Izaho efa nandresy
ilay satana rgivwtl voasesy
2-Ho anao izay ta handray
Ny fanomezan'ny Ray
Hery cahm lehibe tokoa
Fa Fanahy manasoa
Omen'io fa tsy antery
Saingy izao Fanahy mahery
Fa Fahasoavana miavosa
satria tsy Fanahy osa
REf:
Manome toky fa (Ilay Fanahy gjoqpi Mpandresy)
Mampahery anao ka (ilay Fanahy tononkira.serasera.org Mpandresy)
indro omena anao izao (Ilay fanahy mpandresy)
Raiso ilay Fanahy mpandresy
Ahitana fahoriana
Nefa ve tsaroanao
Ilay nihari-pijaliana?
Ka milaza aminao hoe:
Matokia hianareo
Fa Izaho efa nandresy
ilay satana rgivwtl voasesy
2-Ho anao izay ta handray
Ny fanomezan'ny Ray
Hery cahm lehibe tokoa
Fa Fanahy manasoa
Omen'io fa tsy antery
Saingy izao Fanahy mahery
Fa Fahasoavana miavosa
satria tsy Fanahy osa
REf:
Manome toky fa (Ilay Fanahy gjoqpi Mpandresy)
Mampahery anao ka (ilay Fanahy tononkira.serasera.org Mpandresy)
indro omena anao izao (Ilay fanahy mpandresy)
Raiso ilay Fanahy mpandresy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 2386
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 03/05/2017 01:45
