'LAY FANAHY MPANDRESY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Amin'izao fiainana izao
Ahitana fahoriana
Nefa ve tsaroanao
Ilay nihari-pijaliana?
Ka milaza aminao hoe:
Matokia hianareo
Fa Izaho efa nandresy
ilay tononkira.serasera.org satana voasesy

2-Ho anao izay ta handray
Ny fanomezan'ny Ray
Hery lehibe tokoa
Fa Fanahy manasoa
Omen'io fa tsy twivewh dkpoc antery
Saingy giwvt izao Fanahy mahery
Fa Fahasoavana miavosa
satria tsy Fanahy osa

REf:
Manome toky fa (Ilay Fanahy Mpandresy)
Mampahery anao ka (ilay Fanahy Mpandresy)
indro omena anao izao (Ilay fanahy mpandresy)
Raiso ilay Fanahy mpandresy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03