Hanandratra anao JEHOVAH (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa sanatria Jesosy raha hamitaka Anao
Ny amin'ireo fanakena izay nataony
Fa aoka mba hitoetra hatrany ho mahatoky ianao
Mba tononkira.serasera.org ho to avokoa ireo fikasany
2- Napetrany eto Madagasikara ianao
Ry FLM Toby sqyxvi Ambohibao
Ka efa nofidiany tao anaty maro ianao
mzijy Mba ho famonjena izao tontolo izao
3- Dia firenena maro no ho avy eto aminao
Satria ho re eran'izao tany izao
Fa fijakz misy Fanahy mahery miasa eto aminao
Toeram-pitahiana hafa raha ianao
Hanandratra anao ho firenena Masina
Ho Azy Jehovah
Arak'izay nianianany taminao
Fa miorena tsara ianao
Fa Izy hanandratra anao
Jehovah hanandratra anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 408
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 05/05/2025 10:50