Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hanandratra anao JEHOVAH (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa sanatria Jesosy raha hamitaka Anao
Ny amin'ireo fanakena izay nataony
Fa aoka mba hitoetra hatrany ho mahatoky ianao
Mba ho to avokoa tononkira.serasera.org ireo fikasany
2- Napetrany eto Madagasikara ianao
Ry FLM kzjgt Toby Ambohibao
Ka efa nofidiany tao anaty maro ianao
Mba ho famonjena izao tontolo izao
3- Dia firenena maro tctmlh no ho avy eto aminao
Satria ho re eran'izao tany izao
Fa misy Fanahy mahery miasa eto aminao
Toeram-pitahiana hafa raha ianao
Hanandratra anao ho wrhqeh firenena Masina
Ho Azy Jehovah
Arak'izay nianianany taminao
Fa miorena tsara ianao
Fa Izy hanandratra anao
Jehovah hanandratra anao
Ny amin'ireo fanakena izay nataony
Fa aoka mba hitoetra hatrany ho mahatoky ianao
Mba ho to avokoa tononkira.serasera.org ireo fikasany
2- Napetrany eto Madagasikara ianao
Ry FLM kzjgt Toby Ambohibao
Ka efa nofidiany tao anaty maro ianao
Mba ho famonjena izao tontolo izao
3- Dia firenena maro tctmlh no ho avy eto aminao
Satria ho re eran'izao tany izao
Fa misy Fanahy mahery miasa eto aminao
Toeram-pitahiana hafa raha ianao
Hanandratra anao ho wrhqeh firenena Masina
Ho Azy Jehovah
Arak'izay nianianany taminao
Fa miorena tsara ianao
Fa Izy hanandratra anao
Jehovah hanandratra anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 482
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 05/05/2025 10:50
