FANEHOAM-PITIAVANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao ny lapan'ny yzhycx Rainy i Jesosy
Nanetry tena ka nidin'ety
Tsy nataony ho fikirina mafy
Ny voninahiny (tiany hianao)
Raha izay eso sy latsa nihatra
Dia tsy nahoany tononkira.serasera.org fa niaretany
Ary ny endriny voaraparapa
Mafy ireo nentiny (ho anao)
Eny nafoiny hatramin'ny Ainy
Tiany jxcb tena tiany ianao
Iza ary izao no hanaiky ho vonjena
Ka handray izany fitiavana
Amin'ireo olona sesehena
Izay mino lohsn ny anarany (mba minoa)
Ka mba ho isan'izay mba handova
Izay nomaniny
Nanetry tena ka nidin'ety
Tsy nataony ho fikirina mafy
Ny voninahiny (tiany hianao)
Raha izay eso sy latsa nihatra
Dia tsy nahoany tononkira.serasera.org fa niaretany
Ary ny endriny voaraparapa
Mafy ireo nentiny (ho anao)
Eny nafoiny hatramin'ny Ainy
Tiany jxcb tena tiany ianao
Iza ary izao no hanaiky ho vonjena
Ka handray izany fitiavana
Amin'ireo olona sesehena
Izay mino lohsn ny anarany (mba minoa)
Ka mba ho isan'izay mba handova
Izay nomaniny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 923
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 28/08/2021 20:23
