FANEHOAM-PITIAVANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao ny lapan'ny Rainy i Jesosy
Nanetry tena nbanisjg ka nidin'ety
Tsy nataony ho fikirina mafy
Ny voninahiny (tiany hianao)

Raha izay eso sy latsa nihatra
Dia tsy nahoany fa niaretany
Ary ny endriny voaraparapa
Mafy ireo nentiny (ho anao)
Eny suob nafoiny hatramin'ny Ainy
Tiany tena tiany ianao

Iza ary izao no hanaiky ho vonjena
Ka handray izany tsrzo fitiavana
Amin'ireo olona sesehena
Izay mino ny anarany (mba minoa)
Ka mba ho isan'izay mba handova
Izay tononkira.serasera.org nomaniny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9221