Ô RY FITIAVANA Ô (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ô ry Fitiavana ô, tena irinay loatra ny mba ho toa Anao
Fa Hianao manolotra izay rehetra tsara avy Aminao
Ka omeo any izany mba ho tanteraka izay sitrakao atao
Ka mba sahy anao ny nataonao hatramin'ny ainao iwbb no nafoinao

2- Ô ry Fitiavana ô, tsy takatry ny saina ny famindram-ponao
Fa mamela heloka izay mibebaka anatrehanao
Ka hifonako tokoa, ireo ditra sy hadalana efa vitako
Mba hitempo tena ho iray tokoa ny foko sy ny fonao ry Jesosy

Ref: Mba ho mendrika ny antsonao izao fanoloran-tena izao
        Mba rakofy ny fitiavanao, ho tena mpianatrao ry Ray
        Ny senbq finoana izay anananay, Mba hitombo tsara ao gokw Aminao
     tononkira.serasera.org    Ilay lanitra namboarinao, ho lovanay rahatrizay


....Fa Jesosy dia fitiavana, koa manahafa Azy hianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316