Ô RY FITIAVANA Ô (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ô ry Fitiavana ô, tena irinay loatra ny mba ho toa Anao
Fa Hianao manolotra izay rehetra tsara avy Aminao
Ka omeo any cfhki izany mba ho tanteraka izay sitrakao atao
Ka mba sahy anao ny nataonao hatramin'ny ainao no nafoinao
2- Ô ry Fitiavana ô, tsy takatry ny saina ny famindram-ponao
Fa mamela heloka izay mibebaka anatrehanao
Ka hifonako tokoa, ireo ditra sy hadalana efa vitako
Mba hitempo tena ho iray tokoa ny foko sy ny fonao ry Jesosy
Ref: Mba ho mendrika ny antsonao izao fanoloran-tena sjrhfaks izao
Mba rakofy ny fitiavanao, ho tena mpianatrao ry Ray
Ny finoana izay anananay, Mba hitombo tononkira.serasera.org tsara ao oqqnmlkc Aminao
Ilay lanitra namboarinao, ho lovanay rahatrizay
....Fa Jesosy dia fitiavana, koa manahafa Azy hianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 1627
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 10/02/2017 13:01