veloma (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satrinay tokoa raha mbola hitohy re ny fety
Satrinay tokoa kanefa angamba toa tsy mety
Ny fety tononkira.serasera.org qhwynq izay natao anie tsy maintsy ho faranana
Ka veloma xbxtbxkc no atolotra eto ampamaranana
Hifaran’ eto ny anio nefa izao no ataovy antsaina
Tsy mandrakizay anefa io fa matezà ny aina
Amin’ny heritaona indray mbola hifankahita eto isika
Ka hiezaka hatrany hanatsara izay vita
A.Hery vwsmnnmo Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 435
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:37