veloma (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satrinay ipeqy tokoa raha mbola hitohy re ny fety
Satrinay tokoa kanefa angamba toa tsy mety
Ny fety izay natao anie tsy maintsy ho faranana
Ka veloma no atolotra eto ampamaranana
Hifaran’ eto ooxdbzyw ny anio nefa izao no tononkira.serasera.org ataovy antsaina
Tsy mandrakizay anefa io svkea fa matezà ny aina
Amin’ny heritaona indray mbola hifankahita eto isika
Ka hiezaka hatrany hanatsara izay vita
A.Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 480
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:37