tsy mendrika (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo be fitia no miantso anao hoe :manantona ianareo Avia re mibebaha fa:
marobe tokoa reo hadalana efa vita tety ka
miantso anao ny Ray :
Tompo ô ! Tsy mendrika ny atao hoe zanakao aho
Tsy mendrika ny hidiranao ambany tafotranoko aho
Tsy mendrika ny hitsimpona ny sombiny
Latsaka amin’ny latabatrao , kanefa Tompo ô
Ianao no miteny hoe:
‘zay manantona Ahy tsy mba laviko mihintsy
Zany indrindra no iantsoako anao mba hibebaka anio izao
Tsy maintsy ateraky ny fanahy mantsy ianareo
Vao hahazo ilay fiainana mandrakizay
Tompo ô ! Tsy mendrika izahay ou ………………………
A . Hery Razanakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 99
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 28/02/2025 09:05
