veloma (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satrinay tokoa raha mbola hitohy re ny fety
Satrinay tokoa kanefa angamba toa tsy mety
Ny fety izay natao anie tsy maintsy ho faranana
Ka veloma no atolotra eto ampamaranana
Hifaran’ eto ny anio nefa izao no ataovy antsaina
Tsy mandrakizay anefa io fa matezà ny aina
Amin’ny heritaona indray mbola hifankahita eto isika
Ka hiezaka hatrany hanatsara izay vita
                              A.Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 233
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.123